12/29/2025
Isaorana an ANDRIAMANITRA Lehibe fa tanteraka soamantsara indray ny famoahana ireo mpianatra andian ny “ FINOANA” t@ 20 Desambra 2025 lasa teo 🙏🏽😍
Ny FOKRIFA dia Centre de Formation Professionelle Mampiofana ireto taranja ireto : Coupe et Couture - Pâtisserie et Cuisine - Informatique izay samy AGREÉ PAR L’ÉTAT.
Misy koa ny fiofanana Machine industrielle - Broderie et Crochet - Smock.
Ankoatr'zay ny fianarana Kabary sy Mozika.
Koa Aza misalasala manatona mivantana ny birao, Antsenakely Antsirabe akaikin'Flm Antsirabe Antampontanàna na miantso 0347590393 na 034 7 88 99 77 ( Mirary tokoa ny sarampianarana raha ampitaina@hafa kanefa ny Mpampianatra efa voky traikefa💪🏽🙏🏽😄)
Mirary fety sambatra ho an ny isantokatrano dia ho Samy ho tratrin Taona vaovao 2026 indray isika rehetra 🥳❤️