22/01/2024
💚🤍❤️ Am-pitsikiana hatrany no nandraisan'ny ekipa Malagasy ny medaly na tsy tafiakatra 3 voalohany aza. 💚🤍❤️
Eto dia MANKASITRAKA antsika Malagasy rehetra nanohana ekipan-tsika.
🇲🇬 Fiers d’être Malagasy 🇲🇬
Arabaina ny mitondra ny laharana voalohany la Frantsa, ny faharoa ny Coré du Sud ary ny fahatelo ny Japan.
Merci l’équipe et surtout bravo bravo bravo 👏🏼🥐🥖