Ocetane Kitchen

Ocetane Kitchen Gateaux personnalisés. MALAZA AMPITATAFIKA
034 75 772 59

31/05/2026

Bonne fête à toutes les Mamans abonnees a la page, tout particulièrement celles qui nous ont encore fait confiance cette annee 🙏
♥️

27/05/2026

J-4
Fanamarihana kely !
Satria mibahana be ty modely ity dia tsy afaka manao betsaka.
Izay namandrika mialoha ihany zany no mahazo.
3 pièces dispo.

Ilay modely pot de fleurs ndray, ohatra fotsiny ilay misy ♥️♥️ kely iny fa ezahako tsisy mitovy ny deco fa miankina amzay inspiration-ko eo.
Raha misy motif efa noeritreretinareo dia alefaso mp raha afaka tanterahina.

Fara-fandraisana commandes, nohon'ny fandaminana, Alakamisy 28 Mai à 20h.

Misaotra tompoko 🙏

fans

💕FÊTE DES MÈRES 💕Voici donc nos offres pour cette annee, inspirées de nos compositions de saveurs les plus convoitées ce...
26/05/2026

💕FÊTE DES MÈRES 💕

Voici donc nos offres pour cette annee, inspirées de nos compositions de saveurs les plus convoitées ces derniers mois ainsi que les designs tendances
♥️Collection MISY TSAKOANA
(insert croquant)

- Photo 1 :
🌻Long sheet cake (barre familiale)
- Molly cake au coco
- Crème au fromage saveur vanille de Bourbon
- Morceaux de crunch coco enrobé de chocolat blanc
- curd passion OU compote de fraise
👉Déco fleurs naturelles comestibles fraichement cueillies

- PHOTO 2 ( en commentaire)
🌹Flower Pot cake
- Brown velvet au soupçon de café
- Crème mousseline (pâtissière et beurre) saveur noisette
- Morceaux de chocolat au lait aux noisettes concassées
- Raisins secs imbibés de rhum café artisanal
- Deco rose rouge artificielle 🌹

8 portions genereuses chacun.
125.000 Ar livré.
+5.000 Ar si grand Peripherique.

👉Stock limité, reservation recommandée

💥NOUVEAU
Possibilité de virement en € sans frais pour nos abonnés hors Mada qui souhaitent offrir un gâteau surprise à Neny ou à Bebe.

Veuillez entrer en MP ou m'appeler directement au
0347577259

MERCI 🙏

fans

Salama o ! Calice 3D sy olona kely 2D, deco be mpitady, anisan'ny ianarana aminny  atelier MIDELAGE du Lundi 18 Mai Mbol...
13/05/2026

Salama o !

Calice 3D sy olona kely 2D, deco be mpitady, anisan'ny ianarana aminny atelier MIDELAGE du Lundi 18 Mai
Mbola misy toerana
👉 Omena recette Pate a sucre.
(alefako ao amin'ny commentaire ny lien misy ny details)

🚫MIKATONA kosa ny fandraisana commandes Gateaux amin'ity volana MAI ity ankoatran'ireo efa voaray sy ny Gàteaux FÊTE DES MÈRES (Ivoaka tsy ho ela ny tolotra)

Aminny volana JUIN indray izany, ankoatran'ny semaine du 22 au 28.

Mankasitraka tompoko 🙏

# Photos réelles (Ocetane)

💥 VALIN'NY LALAONa tsy voaaraka 100% aza ny fepetra dia mendrika omena loka izy mirahavavy, nahavita nanasa olona maro i...
10/05/2026

💥 VALIN'NY LALAO

Na tsy voaaraka 100% aza ny fepetra dia mendrika omena loka izy mirahavavy, nahavita nanasa olona maro indrindra hitsidka ny pejy.
Misaotra anareo nandray anjara am-pitiavana.
Manasa anareo hiditra MP.

Ny Ainãh Ãrô Fãnõmë
Thya Llad Cara

Mankasitraka ny rehetra ihany koa. 🙏

pinterest

SALAMA daholo ! 1- Mbola misy toerana ny ateliers PATE A SUCRE amin'ny Alakamisy 14 Mai (jour férié) sy Zoma 22 Mai. Olo...
09/05/2026

SALAMA daholo !

1- Mbola misy toerana ny ateliers PATE A SUCRE amin'ny Alakamisy 14 Mai (jour férié) sy Zoma 22 Mai.
Olona 4 isakin'ny groupe ihany no afaka raisina.
Afaka realisena tsara ity modely ity (Sary internet) Samy misafidy izay tiany, ary hoentinao mody en entier.
Mora kokoa nohon'ny vidin'io raha commandina aty ny écolage. 🙈

2- Mbola misy koa ny toerana atelier MODELAGE ny Alatsinainy 18 Mai.
Marihako fa tsy mivarotra modelage mitokana aho fa izao no fanararaotana mianatra

3- Toerana 1 sisa ho an'ny atelier RECETTES INRATABLES ny Talata 19 sy Alarobia 20Mai

4- 🚫Foana kosa ny atelier 23-24 Mai nohon'ny antony manokana. Ka ialana tsiny indrindra tompoko🙏.

5- Farany, mbola rahampitso Alahady 10 Mai amin'ny 12 ora atoandro ny fara-fandraisana anjara amin'ny KILALAOn-tsika azahoana Gâteaux fête des mères. Aza tara ary 🍰

Mankasitraka.
Bon week end.

💥 KILALAO azahoana Gâteaux fête des mères. 1- MPIANATRA efa nandalo taty aminnny Ocetane. - Mi- publier sarina gateau (x...
06/05/2026

💥 KILALAO azahoana Gâteaux fête des mères.

1- MPIANATRA efa nandalo taty aminnny Ocetane.
- Mi- publier sarina gateau (x) vitanao taorian'ny atelier eo amin'ny mur-nao, asiana légende miresaka ny ateliers
- Hatao ao amin'ny 1er commentaire ny lien an'ny publication an'ny Ocetane misy ny module mitovy amin'ny nataonao

2- MPANJIFA
- Mi-publier sarin'ny gateaux tianao indrindra novidina taty amin'ny Ocetane eo amin'ny mur-nao
Asiana légende momban'ny ateliers
- Hatao ao amin'ny 1er commentaire ny lien ana Atelier 1 izay tianao.

👉 Afaka mi-taguer olona maro, manao , , , ....

Izay mahazo reactions betsaka indrindra amin'ny Alahady 10 Mai à midi (capturena miaraka amin'ny ora ery ambony) no mahazo ny gateaux.
- Mpianatra 1
- Mpanjifa 1.

Ndao ary !
Tic tac tic tac.....
GO !!!!

fans

Salama o !Mankasitraka an'ireo rehetra  nanao partages ny annonces ateliers 🙏Misy JEUX rahampitso hoan'ny mpianatra teo ...
05/05/2026

Salama o !
Mankasitraka an'ireo rehetra nanao partages ny annonces ateliers 🙏

Misy JEUX rahampitso hoan'ny mpianatra teo aloha sy ny mpanjifa mahafatra-po.

Misy VAOVAO mahasoa koa
Ho an'ireo avy alavitra, ka misafdy ny modules mihoatran'ny 1 andro, dia misy an'ito toerana mahafinaritra ito afaka mandray anareo mandritrin'ny ateliers, hialana amin'ny fivezivezena.

A 100 m de chez nous, madio, calme, mahafa-po ny fandraisana, hofany mirary.
Tsy vitsy ny mpianatra efa nandalo tao.

Fandriho mialoha sao feno.

Ohatrany hoe handeha hitsangatsangana ange mankaty fa sady mahay zava-baovao no mitondra voan-dalana mody 😊.
Mba miala kely ny rotoroto en ville.

Restez connectés

💥💥💥  SOLD OUT 💥💥💥Atelier RECETTES INRATABLES. Des gàteaux D'ÉVÉNEMENTS tendance les plus vendus. METHODES FACILESDebutan...
02/05/2026

💥💥💥 SOLD OUT 💥💥💥

Atelier RECETTES INRATABLES.

Des gàteaux D'ÉVÉNEMENTS tendance les plus vendus.

METHODES FACILES
Debutants acceptés

5 Biscuits
- Velvet
- Genoise
- molly cake
- pate sucrée (number cake)
- choux craquelin

5 crèmes
- Diplomate
- Beurre
- mousseline
- ganache montee
- Cream cheese

5 formes
- long sheet cake
- layer
- Number cake
- à etage
- Choux en cône

5 deco
- Azyme
- drip (choco coulant)
- vintage
- peinture
- fraisier

BONUS
- 3 formes de gateaux individuels, cupcakes, a ruban, couverture en creme.
- Caramel BS
- Desserts express : yaourt maison, crème renversée, mousse au chocolat.

Nos CIBLES
- Familles nombreuses
- Passionés
- Pâtissiers qui veulent sortir des modèles classiques.
- Restaurateurs, ajoutez une touche de douceurs faciles a realiser dans votre menu.

Dates :
Mardi 19 et Mercredi 20 Mai

Horaire
- De 8h30 à 17h30 (2 jours)
Lieu
MALAZA Ampitatafika

👉 Participation
260.000 Ar ( les 2 jours)
incluants les petits dejeuners et les dejeuners (Plats Malagasy) en collabboration avec LANGO Ampitatafika

PLACES TRÈS LIMITÉES.

MERCI

0347577259

🍄 Atelier PÂTE A SUCRE La connaissance de la base de la pâtisserie est necessaire.- Apprendre a confectionner tout seul ...
02/05/2026

🍄 Atelier PÂTE A SUCRE

La connaissance de la base de la pâtisserie est necessaire.

- Apprendre a confectionner tout seul la PÂTE A SUCRE
- Apprendre toutes les restrictions rattachées à son utilisation dès le montage du gâteau
-; Methode de coloration
- Partage de diverses astuces
- Polycopes fournis.
- Bonus RKT

+++ SIIVI ILLIMITÉ en ligne après l'Atelier.
💥 Cours en Malagasy/Francais

👍 Modèle à realiser choisi par le participant qu'il ramène en entier a la maison. Carton offert

2 Dates disponibles :
- Jour férié
Jeudi 14 Mai
- Jour ouvrable
Vendredi 22 Mai

Horaire :
De 8h30 à 17h30

👉 Participation
225.000 Ar
incluant le petit dejeuner et le dejeuner (plat Malagasy) en collaboration avec LANGO Ampitatafika

PLACES LIMITÉES a
4 participants par groupe +
1 ancien eleve en Renfort/Révision

0347577259

MERCI

Adresse

Democratic Republic Of The

Téléphone

+261347577259

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Ocetane Kitchen publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager